Français  English  Malagasy

Mpiasa-panjakana

????????????
????????????


Ny mpiasam-panjakana izay mila manao fitarafana, fitiliana rà na fizahana toe-pahasalamana dia tsy mandoa vola raha mitondra "bulletin de consultation" izay nohamarinin'ny Minisiteran'ny vola sy ny teti-bola.

Ho an'ny mpiasam-panjakana misotro ronono kosa dia ny sampan-draharaha-paritra ny teti-bola no manao ny fanamarinana.

 

Raha fidirana hopitaly kosa dia mandoa vola avokoa ny rehetra fa afaka mangataka famerenam-bola any amin'ny fanjakana.

 

Aza misalasala mifandray amin'ny SMS na ny DAAFn'ny Ministeranao, na mifandray aminay mivantana raha toa ka misy fanampi-panazavana tianao ho fantarina.
© Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato - zo rehetra vaotokana - 2012  | Tsara ho fantatra  | Mifandraisa aminay  | [MG] Plan du site  | Fanampiana  | Araka ny lalàna