Français  English  Malagasy

Tonga soa

??????????????????????????????????????????
??????????????????????????????????????????

Miarahaba Tompoko,


Ny antom-pisiana sy ny antso iorenan'ny Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombatodia ny hanolotra fitsaboana manara-penitra, eo anivona toerana natokana manokana ho amin'izany.

Manasa anao ary aho hamantatra ireo singa maro rehetra izay mety hampiavaka azy, eo am-pamakivakiana izao pejy izao, anisan'izany:

 

  • Ekipa medikaly ombaim-traik'efa goavana sy maro,
  • Fitaovana avo lenta entina mitily ny aretina ho amin'ny fitsaboana mifanaraka aminy,
  • Toerana milamina sy midadasika tsy lavitra ny Renivohatra.

 

 

 

Docteur RAKOTOARISOA Richard
Professeur Agrégé
Ancien Chef des Services de Radiologie et de Cancérologie des Hôpitaux
Membre de la Société Française de Mastologie et d'Imagerie du Sein

© Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato - zo rehetra vaotokana - 2012  | Tsara ho fantatra  | Mifandraisa aminay  | [MG] Plan du site  | Fanampiana  | Araka ny lalàna