Français  English  Malagasy

Ny mpiara-miasa

Le transport médicalisé
Le transport médicalisé

Ny Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato dia miara-miasa amin'ireo orinasam-piantohana lehibe eto madagasikara, toy ny ARO sy NY HAVANA.

 

Manana fifanarahana amin'ny fandraisana an-tanana ny marary koa izy, amin'ny sampa-piantohana toy ny ASCOMA Madagascar na ny BSA Gras Savoye Madagascar.

 

Misy koa ireo orinasa na fikambanana lehibe maneho ny fahatokisana aminy, izay singanina amin'ireo ny Bank of Afrika Madagascar, ny Banky Foiben'ny Madagasikara, ny ONU sns...

 

Ary farany, ny fitsaboana ny mpiasam-panjakana ato amin'ny Clinique de Tanjombato dia iantohan'ny Fanjakana.

 

Arak'izany na orinasa ianao, na fikambanana miankina na tsia, na olo-tsotra, aza misalasala miantso sy mifandray aminay mikasika ny rindran-damina rehetra entina handraisana an-tanana ny mararintsika.

© Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato - zo rehetra vaotokana - 2012  | Tsara ho fantatra  | Mifandraisa aminay  | [MG] Plan du site  | Fanampiana  | Araka ny lalàna