Français  English  Malagasy

Fampisehoana

Le bloc opértoire A
Le bloc opértoire A
Entrée principale
Entrée principale

Niforona tamin'ny 1997. toeram-pitsaboana sy fandidiana eny Atsimondrano, 15 minitra miala ny Renivohitra, eo amin'ny velaratany atsasaka ektara any ho any, toerana telo mahaleo-tena no mitsinjara ao aminy:

 

     

    Ny  « PAVILLON CENTRAL » izay ivo-toera-pandraisana, ahitàna :

    • ambaratonga-pitantanana,
    • ireo efitra fizahàna,
    • fitarafana,
    • efitrano Physiothérapie.

     

     

    Ny  « PAVILLON LES LAURIERS » mandray an-tanana :

    • ny fitsaboana ny ankizy sy ny olon-dehibe,
    • ny fandidiana,
    • hopitaly

     

     

    Ny « PAVILLON LA RENAISSANCE » mandray an-tanana ny fikarakarana ny antitra sy ny olona mila fitsaboana maharitra.

      © Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato - zo rehetra vaotokana - 2012  | Tsara ho fantatra  | Mifandraisa aminay  | [MG] Plan du site  | Fanampiana  | Araka ny lalàna