Français  English  Malagasy

Ny fisoroana

??????????????????????????
??????????????????????????

Ny Clinique eo Tanjombato, Clinique mandray andraikitra, dia miditra an-tsehatra amin'ny famoronana enti-mihatsaka ny fahasalamam-bahoaka izay mazàna tsinontsiniavin'ny sehatra tsy miankina. Ny amin'izany indrindra no namalianay ny fangataha-panohanana nataon'ny fikambanana ara-panatanjahatena FC EZAKA Ecole de Football (www.fcezaka.com), ka nanosika azy hitondra fanohanana ara-pitaovana sy ara--medikaly.

Miara-miasa ihany koa ny Clinique eo Tanjombato amin'ireo fikambanana mpanao asa soa toy ny MIEZAFA (www.miezafa.com).

Ary farany, ny Clinique eo Tanjombato koa dia manao hetsika faobe ara-pahasalamana, toy ny famoràna faobe maimaim-poana na ny fizahàna maimaim-poana. 

© Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato - zo rehetra vaotokana - 2012  | Tsara ho fantatra  | Mifandraisa aminay  | [MG] Plan du site  | Fanampiana  | Araka ny lalàna